| |
|
|
| |
|
| Signé par : Anita le 24/05/09 |
Hi everyone,
I love Gasikara because she is my country.Anyway would send us the new emision because I get the old one from May 17 so I want the emision from May 20,2009.
I'm not speak Frencais I'm sorry.I found this web two days ago.I was very happy because there is no Malagasy close to me so thank for doing this to us because make us think about Gasikara.
Thank you. |
| |
|
Signé par : Henintsoa le 08/04/09 |
| Miarahaba an'i Gask'arts tratran' ny 8 aprily ary miarahaba anareo mpikarakara nandritra ny 8 taona isakin'ny alahady nanome fahafam-po anay. Tsy mora ny manao zavatra fa dia mankahery anareo foana izahay fa ny mpanenjika dia ao afara. Vive Gasik'Arts!!!!!!! |
| |
|
| Signé par : dupont de france le 03/04/09 |
| malagasy za , malagasy ianao, nefa aiza ti fanolorana na ''MENU'' hoy ireo nanjanatany antsika no atao @ teny frantsay . Asehoy ny maha-malagasy antsika e !, mino aho anganba fa tsy hira frantsay no alefanareo ao na dia mbola tsy nihaino aza aho. |
| |
|
Signé par : lantou khoat de Albstdt Allemagne le 22/03/09 |
Faly ny tenanay mihaino radio malagasy,ary tsy mahatsiaro tena ho irery sy ho alavitra.Mirary soa atrany ho an ny mpikarakara,ary mino sy manantena ny fitohizany atrany.
Danke :-) |
| |
|
Signé par : Shoan de VDR CITY le 01/03/09 |
Encore bravo pour toutes les infos et les dédicaces.
Et surtout Merci ... |
| |
|
| Signé par : Fara de Belgique le 04/02/09 |
mahafaly tokoa ny mihaino anareo ka de mirary soa sy fahombiazana.izaho de avy aty belgique.
veloma tompoko. |
| |
|
| Signé par : Charles de Tana le 01/01/09 |
| FALY MIARAHABA ANAREO REHETRA NAHAVITASOA NY KRISMASY 2008 ARY MIARAHABA ANAREO TRATRY NY TAONA 2009 DIA MBA HITONDRA SOA SY FANAMBINANA HO ANTSIKA HATRANY ANIE ITY TAONA VAOVAO ITY , SAMIA HO TAHIN' ANDRIAMANITRA @IZAY ATAO REHETRA. |
| |
|
Signé par : Parfait Jeanson R de Bruxelles BELGIQUE le 18/12/08 |
| Mahafinaritra be le fandaharana, bonne chance et petit coucou à la famille à Beravina Fianarantsoa et à tousles Malgaches, mbola hoavy e! |
| |
|
Signé par : nounou de FRANCE ( Linas ) le 09/12/08 |
| Faly maheno ny hira gasy ato @ halavan'onja-peo gasy avy any Toulouse ny tenanay , ny indro hoy ny mpandrafitra dia nisy hira nandeha teo tena tsy fiheno ny mpianadahy kosa aloha le izy e ohatrin'ny RAP iny ilay hira izay misaotra indrindra tompoko de mazotoa tompoko |
| |
|
Signé par : SHOAN de VDR CITY le 07/09/08 |
Mahatsiaro foana ary mandalo eto tsy tapaka, ary koa mihaino ny fampielezam-peo. Hifankahita vetivety (atsy ho atsy, tena efa akaiky ilay fotoana)
Bises bé hoy Shoan tsy manadino |
| |
|
| Signé par : Fara cité Isotry le 06/09/08 |
Faly sy ravo ny tenako raha nandre ireo hira mamy mandrotsirotsy, indrindra ireo hira mamelona ny fanahy, maneho fisaorana ho anareo mpikarakara aho, ary maniry fahombiazana sy ho lavitry ny olana anie ianareo, ary indrindra tsy ho resin'ny mpanao ratsy na mpametsifetsy.
Hitombo ho ao aminareo anie ny fahasoavan'i TOMPO. |
| |
|
Signé par : fafa de Mont saint Aignan le 05/09/08 |
| DIA FALY MIARAHABA ANREO TRATRY NY FAHA 7 TAONA, ARY ENGA ANIE HIROBOROBO HATRANY NY ASA MASINA IZAY ATOLOTRAREO. TENA MAMPIENTANA NY FO AMAM-PANAHY KA DIA MISAOTRA TOMPOKO. FA NY ASAKO TSY MBA HO LEVONA HOY NY TOMPO. |
| |
|
Signé par : Gasy Tsy Very de La Frantsa le 24/08/08 |
| Dia faly indray mandre ny feomanganareo é! |
| |
|
Signé par : shoan de VDR CITY le 14/07/08 |
Un petit coucou de ma fraîche Normandie.
Merci pour la photo-surprise dasn la galerie photos "Rebika" !
Tu as dit : liberté ? Tu as dit : droit de rester dans l'ombre ?
Ok … Mais là, tu m'as bien attrapée !
je pensai que la photo était pour ta collection personnelle hihihhihihi
Big bisous et bonnes vacances ;-)
PS : je ne suis pas repartie avec le T'Shirt de Davy hihiihhi |
| |
|
Signé par : Lalasoa de Suède le 29/06/08 |
Tena tsara tarehy na ny site na ny zavatra raketiny.
Mahereza daholo ! Gasy ka manja! :-) |
| |
|
| Signé par : Hery92 de Paris le 26/06/08 |
Miaraha antsika rehetra tratry ny asaramanitra.Ho tahin'Andriamanitra anie ny tanindrazantsika sy ny mponina rehetra ao.
Mankasitraka ilay hirampirenena Tompoko ô |
| |
|
| Signé par : Laza le 10/06/08 |
| ssôôôôôtr' ééééé! |
| |
|
Signé par : Shoan de VDR CITY le 10/06/08 |
Salut Marie-Jo, salut Jacquis
Un peit coucou de ma Normandie où je pense bien à vous et où il n'y a pas un jour que je passe sans visiter gasikarts.com .
Je reviendrai vous voir bientôt ! une autre invasion ? LoLLLL
A bientôt devant une tasse de thé LoLLLLL
Merci pour les photos
Bizourk bé
Shoan |
| |
|
Signé par : Rivo de toulouse le 10/06/08 |
Faly tokoa mihaino ny émission anareo ary indrindra koa mijery ny sary
tohizo fa mahafinartitra be
mandrampihaino indray amin'ny alahady
Rivo |
| |
|
Signé par : Laza Baleda de Montpellier le 07/06/08 |
| Mba mandalo manao bézoro é! |
| |
|
Signé par : 2JS de IDF le 09/05/08 |
| Dia misaotra ny mpikarakara ny radio GASIKA'ARTS mamelon-bolo ny fomba sy ny kanto Malagasy na dia eo aza ny olana manodiddina ny fanatanterahana sy fikarakarana ny fandaharana |
| |
|
| Signé par : Christiane de France le 08/05/08 |
Depuis que je suis équipée d'un PC, j'écoute vos émissions en différées et je me régale, c'est un vrai plaisir pour moi. J'ai tout particulièrement apprécié la programmation du dimanche 4 mai, que je viens d'écouter, avec Erick Manana et la version en français de la chanson du coquillage. (Etant vazaha, excusez moi de ne pas connaitre le titre exact).
Merci encore pour les moments de bonheur et de dépaysement que vous nous apportez. A plus Veloma
|
| |
|
Signé par : Fredy JAOFERA de PARIS le 17/04/08 |
Tompoko,
Arahabaina fa fito taonan'ny GASIK'ARTS. Mahareta hatramin'ny farany e !
Fredy JAOFERA |
| |
|
| Signé par : Nanny et Kline de Toulouse le 13/04/08 |
Bon anniversaire à Gasik\'arts, nous vous souhaitons une nouvelle expérience sur d\'autres ondes encore plus riche que Fréquence Soleil, et sommes toujours là pour vous encourager.
7 grosses bises aux animateurs.
|
| |
|
Signé par : Hugues de Toulouse le 12/04/08 |
Bonjour à toute l'équipe de gask'art
Je ne peux m'empêcher de taper sur mon clavier pour vous souhaiter beaucoup de bonheur et longue vie pour ses 7 ans d'existence;c'était et ce sera toujours un rendez-vous inévitable pour moi de vous écouter le dimanche,on allume 3 postes pour ne rater aucune miette de la journée (les bonnes musiques du pays,les infos et surtout la bonne humeur de Marie Jo et j'en passe d'autres...)ALORS BON ANNIVERSAIRE ET ENCORE MERCI.J'espère de tout coeur la suite de l'emission car je sais que vous donnez benevolement le meileur de vous et ce avec joie.
La famille Hugues |
| |
|
Signé par : James de Orléans,France le 09/04/08 |
Liana tokoa miandry ny alahady ho avy izao noho ny fahafito taona nitsanganan\'i\"GASIK\'ARTS\",ary ho tratra ny taona maro hafa indray anie,ho reharehan\'ny Malagasy rehetra aty ampihelezana.
Ary ny momba ny ho avinareo dia \"MINOA FOTSINY IHANY\".
James. |
| |
|
| Signé par : Hanta de Paris de Paris le 09/04/08 |
Arahabaina tratry ny fahafiton'ny taonany ny radio Gasik'Arts.Arahabaiko manokana izy mianadahy mpanolotra ny fandaharana izay miezaka lalandava ny hahazoan'ny Malagasy tsirairay fahafahampo isan'Alahady,sy mitondra ny mpihaino an'eritreritra any an-tanindrazana.
Ho ela velona anie Gasik'Arts
|
| |
|
Signé par : Ahaona de saint-Nazaire le 08/04/08 |
Bonjour
Je vous souhaite donc longue vie et encore d'autres bonnes années riches et fructueuses à venir devant vous. Je vous écouterais encore, et surtout en boucle grâce à la possibilité de télécharger l'émission (je travaille la nuit et vous entendre m'enchante avec beaucoup de bonheur....)
Moïse de Ahaona Madagascar |
| |
|
| Signé par : Mamisoa de France le 28/03/08 |
| Misaotra betsaka tompoko @ ny sary fa mahafinaritra, dia tohizo fa manja e!!! |
| |
|
Signé par : Ludo de Mont de Marsan le 02/02/08 |
Mahafinaritra fa tohizo..Mirary fahombiazana ho anareo mpanentana mba hamalifaly anay aty an-tany lavitra aty. |
| |
|
| Signé par : kalo de toulouse le 29/01/08 |
| Chaleureux voeux à Gasikarts pour cette année 2008. Merci pour le soleil dominical. Remerciements particuliers à Marie Jo, toujours prête à aider, épaule ou oreille des uns et des autres, on la retrouve des fois là où on s'y attend le moins. Tous les mercis de la terre ne suffiront certainement pas pour la dificile et longue extraction de cette épine dans le pied. Bien que mifafy rivotra mijinja tadio; soa atao ilevenam-bola. |
| |
|
| Signé par : Nanny et Kline de Toulouse le 10/01/08 |
Bonne année 2008!
A vous et à ceux qui vous sont chers. Une année remplie de bonheur, de joie et santé.
Longue vie à GASIK'ARTS. |
| |
|
| Signé par : Dera le 07/01/08 |
Dia hitondra fahasoavana sy fanambinana ho anareo sy ny fianakavianareo ary ny Gasik'Arts anie ity taona vaovao 2008.
"Bon vent" ho an'ny sambon'ny Gasik'Arts e!
|
| |
|
Signé par : Amitié Madagascar Normandie AMANDIE le 07/01/08 |
Manolotra am-pifaliana ny firariantsoa feno ho anareo rehetra koa izahay . Enga anie ka rivo-baovao no hitsoakaamin'ity taona vaovao 2008 hampiray antsika Malagasy rehetra aty am-pitan-dranomasina , hifanohana sy hifanampy amin'ny fiaraha -miasa.
Fahombiazana sy fifankatiavana no hitoetra eo amintsika tsirairay avy , dia samy ho tahin'Andriamanitra.
|
| |
|
| Signé par : Gigi le 07/01/08 |
| Plein de bonnes choses à tous les deux en cette nouvelle année,ainsi qu'à vos familles respectives. |
| |
|
Signé par : Mada le 07/01/08 |
| Ho taom-tsambatra ! Zina! Feno fahasalamana, tanjaka sy hery, ahazoana mandroso lavitra hatrany. Izay ny firarian-tsoa ho anareo eto amin'i Gasik'Arts sy ny zanany ary ny fianakaviana manontolo. Ho taona feno fahombiazana tanteraka ny taona 2008. |
| |
|
Signé par : Noro le 07/01/08 |
Mirary fahasoavana lalandava ho an'i Gasik'Arts hahafahany mizara hatrany ny faha-vitribitrihany, ny fazotoany, ny masoandron'i Gasikara isan'alahady ao amin'ny tokan-tranon'ny tsirairay.
Ho ela velona anie Gasik'Arts.
|
| |
|
Signé par : L'Ile Rouge de Toulouse le 03/01/08 |
| BONNE ANNEE 2008 et LONGUE VIE A GASIK'ARTS! Merci... |
| |
|
Signé par : sylvie de toulouse le 03/01/08 |
Les années passent et ne se ressemblent pas, Gasikart's avance d'un grand pas et c'est ce que on lui souhaite encore, pour cette nouvelle année. Je vous remercie et je tiens à vous encourager pour la bonne continuation de vos actions qui nous tiennent tous à coeur.. partout dans le monde.
2008 Bisous |
| |
|
Signé par : James de Orléans le 01/01/08 |
| Dia faly miarahaba anareo tratra izao taona 2008 izao,ary maniry ny fitoizana sy ny fahombiazanan' izao asa ataonareo izao,izay mila fandavatena sy herimpo,mihezaka ny hanome fahafampo hatrany anay mpihaino an'i GASIKARTS. |
| |
|
| Signé par : Patrick de guyane le 01/01/08 |
Mahafinaritra tokoa ny mijery ity site ity fa hafahana mifanakalo hevitra tsara sady hahitana vaovao gasy ihany koa.
Mazotoa |
| |
|
| Signé par : Mamisoa de France le 16/12/07 |
Mafinaritra ny radio gasy satria manome fahafampo ho anay zay mihaino de misotra anareo.
|
| |
|
Signé par : Miora de Rouen FRANCE le 11/12/07 |
Bonjour à tous,
J'espère que vous allez bien,je profite d'un passage sur le site, pour vous remercier encore une fois pour tout ce que vous aviez fait pour mes amis, leurs proches, mes proches et moi cet été. Tous les malgaches, de Toulouse en particuliers ont été d'un grand soutien pour nous.Je vais de mieux en mieux actuellement, merci à Tatina également pour sa pensée....Bonne fête de fin d'année aussi..
Bonne continuation à vous |
| |
|
Signé par : fred de france le 23/11/07 |
Votre site est super cool, je vous invite pour voir notre site www.teslogos.com , meilleur annuaire de collection : jeux, jouets, statuettes, monnaies anciennes, papiers anciens, armes anciennes, BD, dessins animés, posters, affiches de cinéma, figurines…..
www.teslogos.com et vous n’allez pas le regretter
|
| |
|
| Signé par : lovefidy le 18/11/07 |
| aiza enao ry Fidi... ah, efa ela tsy hitako intsony sa mbola miboss b ao Labège ao ianao ? |
| |
|
Signé par : lova de guyane de kourou le 25/10/07 |
superbes photos pour le "tourisme a mada 2007".si apres ça le tourisme ne se developpe pas plus au pays alors c'est que nous n'avons rien compris. le paradis existe bien sur notre planete et il s'appelle "MADAGASCAR".
merci encore a toute l'equipe et on vous suit toujours en guyane malgre la distance et surout le decalage horaire.
doda sy lova sy louhann |
| |
|
| Signé par : Arison de France le 22/10/07 |
| Mahafapo ny fandaharana ataon'areo. |
| |
|
Signé par : tatina de lyon le 08/10/07 |
Je suis la soeur de la défunte PAPISY Faratiana.
Je tiens à remercier toutes les personnes et surtout les malgaches pour leur soutiens lors de l' accident meurtrière du 24/06/2007.
Aucun mot ne pourra définir ce qui s'est passé mais votre solidarité nous a permis d'avancer.
Remerciement exceptionnel pour les malgaches de toulouse.
Beaucoup de pensée pour Miora |
| |
|
| Signé par : mimi de Madagascar le 16/08/07 |
| Dia mirary soa anareo any Toulouse havita be dé hitohy foana anie ny émission anareo dé aza mba manadino ny toerana niaviana mandrakizay.Vive Mada!!! |
| |
|
Signé par : rabarison patrick de France, Guyane le 18/07/07 |
| Faly mahafantatra ity "site" ity izay mampiseho zavatra betsaka tokoa ary mamporisika hatrany an'iJacquis sy ny namany hanohy hatrany ny famelomana azy fa mahafinaritra tokoa. Mazotoa e! |
| |
|
| Signé par : piope le 24/06/07 |
| Merci pour les organisateurs du site parceque la disposition est magnifique. |
| |
|
Signé par : Sylvoalias de Tchéquie de Roudnice sur Elbe/Tchéquie le 13/06/07 |
Eureka ... tena mahatsiaro ohatrin'ny any Mkar ....mahafinaritra le izy fa de tohizo...Tena favy toko e,... misaotr ny mopanolotra.
Sylvestre de Tcéquie. |
| |
|
Signé par : Laza Baleda de Montpellier le 09/06/07 |
Deraina manokana ny mpikarakara an'ity tranokala ity noho ny hatsaran'ny zavatra atolotra rehetra eto. Manoroka anareo rehetra sy ianareo mpihaino; Mahereza é!
Laza
(vainqueur du concours de chants à la RNS 2007) |
| |
|
Signé par : Franck de Prague, Rép.Tchéque le 11/05/07 |
| Faly miarahaba anareo rehetra o! Tena tsara be ilay izy e! MIHAINO NY RADIO GASIKARTS ihay no ady eo an! Tohizo fa tsara ary mahereza o! |
| |
|
| Signé par : Hery de Toulouse le 02/05/07 |
Tsara ilay revy fa mankasitra e!
Dia any @ ny fety indray mifankahita e! |
| |
|
| Signé par : Laza le 29/04/07 |
| Bisous à tous et merci! |
| |
|
| Signé par : Hery de Paris le 19/04/07 |
| Dia faly miharahaba tratran' 6 taona izany. Enganie mbola hitohy 6 taona maro hampandrevy anay. Misaota e!!!!!! |
| |
|
| Signé par : stk............ le 25/10/06 |
| Carole tu es trop craquante..........dommage que je ne pourrai jamais te croquer.......... |
| |
|
Signé par : betsileo de Bale Suisse le 22/10/06 |
Site Gasy:
http://home.teleport.ch/madagascar/madagascar
http://www.dailymotion.com/video/xeopy_molia
http://www.dailymotion.com/betsileo/video/xenq6_tsapiky-sakaraha
http://www.dailymotion.com/betsileo/video/xgwgw_soliste-valisoa-randriambolamena |
| |
|
Signé par : Pierre de mamabe de France le 14/09/06 |
Moi qui ne suis qu'un zanatani
Les 2 heures que je viens de passer
Ont fait règner un temps d'accalmie
Tant dans mon esprit si bouleversé
Qu'en mon coeur profondément épris
De ma terre natale, mon berceau
Ou je veux maintenant retourner
Par la douce voix de Marie-Jo
Et par Jacky être guidé
...je sors du "poème" pour adresser aux animateurs mes plus vives félicitations pour la qualité de cette émission
radio...je ne regrette qu'une chose :ne pas comprendre le Malgache (pas encore, car quelqu'une s'est déjà engagée à me l'enseigner)...
Merci encore
|
| |
|
Signé par : narnia123 de paris le 10/09/06 |
bonjour toulouse,
c'est la premiere fois que je visite votre site et je la trouve trés interessante et importante pour nous malgache loin de son pays natal.
merci pour tout et à trés bientôt. |
| |
|
Signé par : Pierre de mamabe de France le 07/09/06 |
Natif de Mada., je l'ai quittée il y a plus de 45 ans, étant encore un petit garçon ; mais la Grande Ile est toujours restée très présente dans ma mémoire, et maintenant occupe une très grande partie de mon attention (grace à Mamabe, dont je suis membre, mais aussi grace à tous ceux & celles dont j'ai fait la connaissance, la journée de l'Indépendance en a été une occasion très intense) . J'ai eu l'occasion d'entendre vos diffusions . Merci ;continuez
Pierre de mamabe |
| |
|
| Signé par : Naina de Tana le 19/07/06 |
| Misaotra ny mpanatontosa fa manja e! Manantena ny fitohizany izany e! |
| |
|
| Signé par : baobab de Cergy "paris" le 09/06/06 |
| tohizo fa afapo tsara ny akama éh |
| |
|
Signé par : haingotiana de castelginest le 29/05/06 |
| bon et très joyeux anniv!!!à notre radio préférée!!!manohana foana izahay,misaotra @ rehetra vitanareo!bisous |
| |
|
| Signé par : jacques de Paris le 16/05/06 |
Mahereza ny equipe Gasika'arts
rehetra fa dia tianay tsara dia trara ireo fahandarana hira nareo fa varie tsarééé |
| |
|
| Signé par : fafa sy francis rouen de rouen le 08/05/06 |
| bravo à piso et toute son équipe, bonne continuation |
| |
|
| Signé par : Voandro de Paris le 07/05/06 |
| Mahereza fa mafinaritra mihaino ny handaharany hiranao ary mahereza ka ho tody aminy mahasoa jihaby isika rehetra. |
| |
|
Signé par : AMT de toulouse le 24/04/06 |
Bon anniversaire à vous!! Tous nos meilleurs voeux et merci d'être toujours la pour nous!!Bonne continuation!!
L'Assoxiation Madagascar Taratra |
| |
|
Signé par : Hanta de Paris le 22/04/06 |
Dia faly miarahaba anareo izahay tratry ny faha 5 taona e!Mahafinaritra fa tsy voatery mihaino@ 11 ora tsony fa @ zay fotoana hahafahana.Tsy izany ihany fa ny teny gasy sasany ampiasainareo dia teny tsy mahazatra,ary ny nandre azy dia nisarika ny sofina hihaino hatrany sady mitondra an 'eritreritra any Madagasikara.
Misaotra ary mahereza e!Tsara fa tohizo |
| |
|
Signé par : Papa Faly de Madagascar le 21/04/06 |
| Mirary soa anareo ao @ Radio Gaskarts, mahereza daholo |
| |
|
Signé par : armandine de France le 20/04/06 |
| Dia miarahaba manoka aloha an'ny tomponandraikitra voalohany ao @Gask'arts ary miarahaba ny faha 5 taona enganie ho tratr'ny 10 taona manaraka e |
| |
|
Signé par : Frank de France le 16/04/06 |
Faly tokoa miarahaba anreo noho izao nahatraranareo ny faha 5 taona ny fisianareo izao .
Zava-dehibe tokoa izany ary dia mbola manosika anreo hatrany hanohy ny asa efa vitanareo izahay, satria hita fa miezaka ny hanasoa ny "SOATOAVINA MALAGASY" ianareo,na dia aty an-tany lavitra aza ...
Dia mahereza è! |
| |
|
Signé par : Lanto Mong-Gine de Madagascar le 13/04/06 |
| Mirary soa sy fahombiazana an'i Gasik'Arts noho izao 5 taonany izao. Dia mba hahazo akony foana izahay aty Dago na dia lavitra aza. |
| |
|
Signé par : vola de Madagascar le 13/04/06 |
| Miray fo amiko ny gasy rehetra aty Dago mirary soa an'i Gasik'Arts noho izao fahatratrarany ny faha dimy taonany izao. Dia tohizo ny ezaka fa tsara be ny émission sy izay ataonareo rehetra. Dia ho lava andro iainana anie i Gasik'Arts ary hasandrato hatrany ny maha malagasy antsika. |
| |
|
Signé par : Lily de Lille le 13/04/06 |
Bon anniversaire Gasik'arts!
Félicitation à Marie-Jo et Jacquis et surtout bonne continuation pour les autres années à venir!
Amitiés |
| |
|
Signé par : HANTA MINA de MADAGASCAR le 12/04/06 |
Fo feno fifaliana no hiarabanay aty Madagasikara anarareo traty ny faha 5 taona dia aoka hitohy fa ny Gasik'Arts dia kofehy mampifandray antsika na dia lavitra aza.
Misaotra e!!! |
| |
|
Signé par : Tahiry RATSIAMBAHOTRA de TOULOUSE le 10/04/06 |
Mirary fahombiazana hatrany ary dia mirahaba tratry ny faha 5 taona.
Manohana anareo lalandava. |
| |
|
Signé par : sylvie de toulouse le 09/04/06 |
| Toujours compatriotes vous êtes un des témoins que : Tous les Amis de Madagascar et la Diaspora peuvent faire quelque chose pour le Pays. Faire passer ce message est une de vos préoccupations et je vous félicite et vous encourage pour les autres prochaines années. Bon Anniversaire Gasik'arts !!!!! |
| |
|
Signé par : Mychou de Toulouse le 09/04/06 |
Dia miarahaba ny ekipan'ny radio Gasik'Arts noho ny fahatratraranareo izao vanim-potoana faha-dimy izao. Mahafinaritra tokoa ny fihenoina ny radio ary hirariana ny hitohizany hatrany.
Dia mirary soa anareo e. |
| |
|
Signé par : Association AKAMA de Toulouse le 08/04/06 |
Bon anniversaire à toute l'équipe de gasik'arts !!!
5 ans déjà...et nous vous souhaitons encore de très belles années devant vous !!!
Bravo et félicitations pour le nouveau site !!
Toute l'équipe de AKAMA |
| |
|
Signé par : Mascareignes Production de Toulouse le 08/04/06 |
Nous vous souhaitons un très joyeux anniversaire et que les 5 prochaines années soient encore plus belles ! Que notre combat commun pour faire découvrir l'Océan Indien soit encore plus intense !
Amitiés les plus sincères à Jaquis et Marie-Joe !
Delphine et Ludo |
| |
|
Signé par : Nanouh de Toulouse le 08/04/06 |
Bon anniversaire Gasik'arts!
Bravo et bonne continuation pour tout ce que vous faites.
Amitiés. |
| |
|
Signé par : Naina de France le 18/11/05 |
| Salut!ianareo,tohizo tsara e! |
| |
|
Signé par : Gasikarts de Toulouse le 01/06/05 |
| Laissez vos impressions et vos critiques (objectives) sur notre livre d'or. |
| |
|